kongona
Fiseho
Malagasy
[Ovay]
Anarana iombonana
kongona
- Karazana bibikely kely mampijanona ra ka miteraka fahatsapana maharary.
- Tamin' ny sasany, feno kongona ny trano, ka rehefa alina ny andro, latsaka mipatrapatraka avy any amin' ny valindrihana ireny.
- Karazana parasy kely manana fiainana amin' ny ràn' ny biby hafa.
- noho ny hakingan'i Voahirana sy i Dolfa tamin' ireo fanamiana nahitam-pamonjena ireo dia i Lekodia kosa no asian'ny kongona sy ny parasy ao amin' ilay fisoko nanidiana azy
Malagasy
[Ovay]
Anarana iombonana
| Singiolary | Ploraly | |
|---|---|---|
| 1 | kongoko | kongonay, kongontsika |
| 2 | kongonao (tenim-paritra) kongon'angao |
kongonareo |
| 3 | kongony (tenim-paritra) kongon'anjy |
(Sihanaka) kongon-jareo |
| K- | kongon' kongon- kongom- |