Orona
Fiseho

Ny orona dia faritra mivohitra amin'ny vatan'ny biby manana hazon-damosina, akaikin'ny vavany, izay ahitana ny vavorona, izay misintona sy mamoaka rivotra mandritra ny fisefoana.