Nelson Piquet
Fiseho

Nelson Piquet, teraka ny 17 Aogositra 1952, tao Rio de Janeiro,
Brazila, dia mpamily hazakazaka breziliana.
Nandresy tamin'ny fiadiana ny tompondaka eran-tany Formula 1 intelo izy, tamin'ny 1981, 1983, ary 1987.
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Nelson Piquet |