Malcolm Fraser
Fiseho
| Malcolm Fraser | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Malcolm Fraser | ||
| Teraka | 21 Mey 1930 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 20 martsa 2015 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
John Malcolm Fraser (teraka ny 21 Mey 1930), dia mpanao politika Aostraliana ao amin'ny Antoko Liberaly ao Aostralia ary praiminisitra faha-22 any
Aostralia nanomboka tamin'ny 12 Novambra 1975 hatramin'ny 11 martsa 1983.
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Malcolm Fraser |