Hankany amin'ny vontoatiny

Mahabibo

Avy amin'i Wikipedia
Mahabibo
Vonin' ny mahabibo
Ravina sy voan' ny mahabibo

Ny mahabibo dia karazan-javamaniry mamony roa ravin-tsimoka, izay hazo trôpikaly maitso lalandava, ao amin' ny fianakaviana Anacardiaceae. Teratany any Amerika Atsimo izy io. Anacardium occidentale ny anarany ara-tsiansa. Ireto koa ny anarany hafa amin' ny teny malagasy: abiba, abibo, habiba, koroso, mabiba, mahabiba, tabiba, voambarika. Azo hanina ny voan' ny mahabibo.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]