Kofi Annan
Fiseho
| Kofi Annan | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Kofi Annan | ||
| Teraka | 8 Aprily 1938 (Kumasi) | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 18 aogositra 2018 (Berna) | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | Ghana | ||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||

Kofi Atta Annan dia mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i Ghana teraka ny 8 Aprily 1938 tao Kumasi, Gana.
Sekretera jeneralin'i Firenena Mikambana
[hanova | hanova ny fango]Izy no Sekretera jeneralin'ny Firenena Mikambana ankehitriny (1996-2007)
Ny fiainany manokana
[hanova | hanova ny fango]Ny vadiny dia Nane Annan. Ny zanany dia Kojo Annan.
