Gilmar
Fiseho
| Gilmar | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Gilmar | ||
| Teraka | 22 Aogositra 1930 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 25 Aogositra 2013 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||

Gylmar dos Santos Neves dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pirenen'i
Brazila teraka ny 22 Aogositra 1930 tao Santos ary maty ny 25 Aogositra 2013 tao São Paulo.
Gilmar dia nilalao ho mpiandry tsatokazo ho an'ny Corinthians São Paulo nanomboka tamin'ny 1951 ka hatramin'ny 1961 ary nifindra tany amin'ny klioban'i Pelé FC Santos tamin'ny 1961. Nilalao ho an'i Brezila tamin'ny fiadiana ny amboara eran-tany telo izy teo anelanelan'ny 1958 sy 1966, nahazo ny anaram-boninahitra tamin'ny fiadiana ny amboara eran-tany 1958 tany Soeda sy ny fiadiana ny amboara eran-tany 1962 tany Chile.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Gilmar |