Bob Marley
Fiseho
| Bob Marley | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Bob Marley | ||
| Teraka | 6 Febroary 1945 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 11 Mey 1981 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | Jamaika | ||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
Bob Marley dia mpihira, mpamoron-kira ary mpitendry gitara jamaikana teraka tamin' ny 6 Febroary 1945 ary maty tamin' ny 11 Mey 1981 tao Miami. Ny mozika Reggae no tena mampalaza azy mandraka ankehitriny.
Ny fiainany manokana
[hanova | hanova ny fango]I Norval Marley no rainy. Ny vadiny dia Rita Marley. Ny zanany dia Ziggy Marley, Cedella Marley, Stephen Marley, Rohan Marley, Julian Marley, Ky-Mani Marley, Damian Marley.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- Ao amin'i Freebase: [1] Archived Novambra 3, 2014 at the Wayback Machine
