Hankany amin'ny vontoatiny

Aschaffenburg

Avy amin'i Wikipedia

49°5′N 09°09′E / 49.083°N 9.150°E / 49.083; 9.150

Aschaffenburg
Velarantany62,45 km2
Isan'ny mponina73,091
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanàna
Firenena Alemaina
FanjakanaBavaria
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaAschaffenburg
Aschaffenburg

Tanàna mahaleo tena ao amin'ny faritr'i Frankonia Ambany any  Bavaria i Aschaffenburg, anisan'ny faritra metropolitanin'i Frankfurt am Main, ary tanàna faharoa lehibe indrindra ao Frankonia Ambany aorian'i Würzburg.

Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

Eo amin'ny fihaonan'ny reniranon'i Aschaff sy Main ary eo amin'ny sisiny andrefan'ny havoanan'i Spessart no misy an'i Aschaffenburg.

Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]