Hankany amin'ny vontoatiny

Amman

Avy amin'i Wikipedia

31°57′10″N 35°56′10″E / 31.95272°N 35.93611°E / 31.95272; 35.93611

Amman
Velarantany1 680 km2
Isan'ny mponina4 061 150
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanànaAbdul Halim Kilani
FirenenaJordania
Fanjakana
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaAmman

I Amman dia tanàna renivohitr' i Jôrdania. Nantsoina hoe Filadelfia (Philadelphia) izy io tamin' ny andron' ny Rômana, ary antsoina ao amin' ny Baiboly hoe Rabata Amôna (Rabbath Ammon). Izy io koa dia anisan' ny tanàna tranainy indrindra eran-tany mbola misy mponina. Misy mponina 4 tapitrisa mahery ny ao amin' ity tanàna ity tamin' ny taona 2021. Izy no tanàna lehibe indrindra ao Jôrdania, izay foibe ara-pitantanana sy ara-toekarena ao amin' ilay firenena.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.