1490
Fiseho
| 1490 Amin'ny kalandrie hafa | |
| kalandrie Gregoriana | 1490 MCDXC |
| Ab urbe condita | 2243 |
| kalandrie Armenianina | 939 |
| Kalandrie sinoa | 4186–4187 |
| Calendario ebreo | 5250–5251 |
| Kalandrie hindoa ~ Vikram Samvat ~ Shaka Samvat< |
1545–1546 1412–1413 |
| Kalandrie persana | 868–869 |
| kalandrie arabo | 895–896 |
| kalandrie Ronika | 1740 |
Zava-nitranga
[hanova | hanova ny fango]Afrika
[hanova | hanova ny fango]- Nivadika kristianina i Nzinga Nkusu mpanjakan'i Kongo.
- Zimbabwe : Namono an'i Monomotapa Nyahuma i Changamiré Voalohhany. Efatra na dimy taona tety aoriana, i Chikuyo, zanak'i Nyahuma dia namono i Changamire Voalohany ho an'ny famaliam-patin'ny dadany. Raikitra ny ady Changamire sy ny Monomotapa hatramin'ny faran'ny taonjato daha 17.
Azia
[hanova | hanova ny fango]- India : ny dinastian'ny Narasimba dia nilefitra tamin'ny fanjakan'ny « ben'ny rova ». I Narasa Nayaka, mpitondran'ny tafika, dia lasa « mpiaro « ny Empiran'ny Vikayanagar (tapitra amin'ny 1503).
- Ny Portogey Pêro da Covilhã dia tonga tany India amin'ny avy amin'ny Ranomasina Mena.